Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
22/09/2025

Resadresaka ilaina ho an’ny firenena.

Tanora sy Zokiny : raha hampifamenona fa tsy hampifandrafitana ny hevitra dia handroso Madagascar. Marina…

·
10/09/2025

Politika Tapitra ny fisehosehoana ataon’i Rajoelina

Vita ny fivorian’ny Sadec teto Madagasikara ary lasa filohan’i zany i Andry Rajoelina izay filohampirenena…

·
26/08/2025

Fanjakana Rajoelina : Tsy mety afa-doza hatrany amboalohany

Tsy mety afa-doza mihitsy ity fitondrana entin’ny filohampirenena Andry Nirina Rajoelina ity. Hatramin’ny fitondrana tetezamita…

·
16/08/2025

“Mila Raiamandreny, fa tsy Mpanjakazaka”: Rehefa voahitsakitsaka ny fihavanana, dia mijaly ny firenena.

Raha ireto zavatra ireto no hita manerana ny faritra rehetra eto Madagasikara, dia mandroso marina…

·
11/08/2025

Tandindomin-doza ny Nosy Sakatia

Tandindomin-doza ny Nosy Sakatia

MIALA Richard RAVALOMANANA – TSY RARINY INTSONY!
·
31/07/2025

MIALA Richard RAVALOMANANA – TSY RARINY INTSONY!

Tsy azo ekena intsony ny fahanginana. Tsy azo ekena intsony ny fitazonana fahefana ho an’ny…

Ny raharaha Ambohimalaza no rohitina sy anaovana izao fihetsika rehetra izao entina hisarihana ny sain’ny maro, fa aona kosa ny momba ireo havan-tsika maty sasany any amin’ny faritra hafa ? . Nisy 2 tao Toamasina, nisy ampolony maro (19) tao Ambositra, nisy maro hafa tany Toliara ary mbola maro ireo tranga niniana notakomana sao handoto ny fitondràna.
·
24/07/2025

Ry Malagasy Mora Rebirebena : tsy tao Ambohimalaza ihany no nisy maty !

Hitarina sy entina hanodinana ny sain’ny Malagasy tsy hifantoka amin’ny raharaha hafa nahafatesan’olona maro iny…

·
16/07/2025

Nahoana no tsy mandeha ny safidim-bahoaka (suffrage universel ) eto Madagasikara ?

Hatao ny Safidim-bahoaka nefany ny demokrasia dia marefo dia marefo: tapin-dalana kaleha ny Malagasy. Mendrika…

Back To Top