Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

LOLA RASOAMAHARO : « TSY HILEFITRA NY LA GAZETTE »
·
19/05/2023

LOLA RASOAMAHARO : « TSY HILEFITRA NY LA GAZETTE »

Vaovao nahoraka tao anatin’ny minitra vitsy teto Antananarivo ka hatrany ampitan’ny ranomasina ny sabotsy hariva…

Mpanohitra Fitondrana : Lavina Ny Hirosoana Amin’ny Tetezamita
·
18/05/2023

Mpanohitra fitondrana : Lavina ny hirosoana amin’ny tetezamita

 Mitohy hatrany ny krizy eto amin’ny firenena. Hifarana tsy ho ela koa ny fepotoam-piasan’ny filohampirenena…

Fikambanam-piantohana MAMA : Afaka Miroborobo Ny Orinasa Malagasy
·
17/05/2023

Fikambanam-piantohana MAMA : Afaka miroborobo ny orinasa malagasy

78 ireo masoivohon’ny Fikambanam-piantohana MAMA manerana ny Nosy. Orin’asa iray goavana izany satria mampiasa olona…

Minisitra Marie Michelle : Terena Handany An’i Rajoelina Ny Mpampianatra
·
17/05/2023

Minisitra Marie Michelle : Terena handany an’i Rajoelina ny mpampianatra

Terena hifidy sy hampandany an’i Rajoelina ny mpampianatra amin’ny fanjakana manerana ny nosy amin’izao fotoana…

·
17/05/2023

Mpanjaka sy ny Ray aman-dreny : Dia mbola hatao fitaovana politika foana

Ny mpanjaka, ny anakandriana, ny Tangalamena, ny sojabe ary ireo olobe mpitondra sy mitazona ny…

Andry Rajoelina : Manao Tsipakin’ny Miala Aina
·
15/05/2023

Andry Rajoelina : Manao tsipakin’ny miala aina

Araka ny vaovao miala avy amin’ny tandapa ao Iavoloha sy Ambohitsorohitra dia mitady izay fomba…

Fampidirana Miaramila 4 000 : Hanofana Dahalo Ny Fanjakana
·
15/05/2023

Fampidirana miaramila 4 000 : Hanofana dahalo ny fanjakana

Hoan’ny tantsaha manerana ny nosy dia matahotra sy tezitra avy hatrany izy ireo raha vao…

Tambin-karama Tsy Voaloa Lavareny : Minisitra Tsy Ampy Traikefa
·
15/05/2023

Tambin-karama tsy voaloa lavareny : Minisitra tsy ampy traikefa

Vary mangatsiaka tsy mety foana , ary tsy ahitan’ny minisitra mpiahy izay mifandimby ny vahaolana…

·
15/05/2023

Fampidirana miaramila 4 000 : Zana-dambo andiany faharoa no mitranga

Araka ny fambarana nataon’ny etamazaoro ny Tafika Malagasy izay nivoaka tamin’ny volana may 2023 ity…

Back To Top