Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
26/06/2023

26 Jona 2023 : Fety farany hiarahan’ny Rajoelina amin’ny Malagasy

Afaka dimy volana dia hatao ny fifidianana izay ho filoham-pirenena vaovao eto Madagasikara raha toa…

·
23/06/2023

Ry Anambavy sy Ralahaly, « Tandroka aro ny vozina », fotoana izao hampiseona ny foto-kevitra ijoronareo, dia ny  » Ho an’ny Tanindrazana »

Amin’izao akatokin’ny fankalazana ny fety ny 26 jona, fetin’ny foloalindahy sy ny fankalazana ny niverenan’ny…

·
22/06/2023

Mirary soa samy hatratra ny 26 jona 2023 izao : Enga anie hitondra fanantenana vaovao indray izany andro izany

Tena ao antin’ny mangidy isika.  Aoka izay ny fivarotana tantely nefa mividy sakay ity. Mivarotra ny…

Mamy Ravatomanga : Kodiaran-tsarety ny tontolo politika eto
·
22/06/2023

Mamy Ravatomanga : Kodiaran-tsarety ny tontolo politika eto

Mihodina toy ny tandrimo ny fiovan’ny lamina ara-politika mitranga eto amin’ny firenena. Saro-pantarina ny lalan-jotra…

·
22/06/2023

Imerintsiatosika : Sakanan’ny fanjakana tsy hanao fety ny mpandraharaha sy ny vahoaka

Nosakanan’ny ben’ny tanàna antsoina hoe Parany sy ny sefon’ny distrikan’ Arivonimamo ny fety ho fankalazana…

·
22/06/2023

Fitanterana an’habakabaka : Potehin’ny fanjakana Rajoelina

Nopotehin’ny fanjakana Rajoelina ny fitanterana an’habakabaka eto Madagasikara hatramin’ny fitondrana nentin’ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina…

Fizakana zom-pirenena : Mariky ny fiankinan-doha amin’ny any ivelany
·
22/06/2023

Fizakana zom-pirenena : Mariky ny fiankinan-doha amin’ny any ivelany

Tsy ahitana fampandrosoana mipaka eny amin’ny isan-tokantrano ny fiankinan-doha amin’ny mpampanjana-bola iraisam-pirenena. Ampatsiahivina fa ny…

·
20/06/2023

Politika : Raharahan’ny moana sy marenina sisa ny eo Madagasikara

Tsy mihaino izay zavatra lazain’ny fitondrana Andry Nirina Rajoelina intsony ny vahoaka. Na inona na…

·
20/06/2023

Antoko Madio : Tsy tokony frantsay no hisafo ny miaramila malagasy ny 26 Jona 2023

Nanao fanambarana teny amin’ny Antenimierampirenena teny Tsimbazaza androany faha 19 Jona 2023 ny antoko Madio…

Back To Top