Gazetin’ny nosy
TGV , MAPAR, IRD, IRK … Aza mbola misioka
Adi-hevitra tsy azo dinganina ny momba ny fizakana zom-pirenena frantsay nataon’ny filoha amperin’asa. Ankehitriny dia…
Kandida ho filohampirenena : Mandrebireby saim-bahoaka
Ankatoky ny fanomanana ny fifidianana filohampirenena handeha amin’ny 9 novambra 2023 ny eto amin’ny firenena,…
Papa François sy Andry Rajoelina : Tsy hitondra soa ho an’ny Malagasy
Nankalazaina izay tsy izy ny fihaonan’ny Papa François filohan’i Vatican sy ny eglizy katolika Romanina…
Rosa Rakotozafy : Manao kitoatoa
Tandrevaka ara-teknika raha ny nandraisana ny « Afo olympikan’ny lalaon’ny Nosy » notsenaina tany Antsiranana…
Bakalorea 2023 : Nitokona ny mpitsara eto Antananarivo
Nianto ny fitsarana ny bakalorea eto Antananarivo. Tsy hanohy ny fitsarana ny mpampianatra ireo raha…
Jirama : Dia mbola nandainga indray Rajoelina
Dia mbola nandainga tamin’ny vahoaka malagasy indray ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina tamin’ny fandaharana mivantana…
Kara-tany : Voa maika nampiady ny malagasy
Kara-tany iray hetsy no tanjona napetrakin’ny fanjakana ho zaraina ao anatin’ny enim-bolana farany amin’ny taona…
Lalaon’ny Nosy : Tandrametaka tanteraka ny fanomanana
Hangala baraka indray ny firenena malagasy ity raharaha ity. Tandrametaka tanteraka ny fanomanana rehetra. Amin’ny…
Andry Rajoelina : Ny fanapotehana ny toe-karena malagasy
Raha manao dia mianotra amin’ny fahapotehan’ny toe-karena eto amin’ny firenena noho ny kolikoly avolenta nataon’ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



