Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

Lola Rasoamaharo, Mahery Lanto Manandafy, Foutsie Tsosy: Sady tsy nandohalika no tsy nifona
·
19/09/2023

Lola Rasoamaharo, Mahery Lanto Manandafy, Foutsie Tsosy: Sady tsy nandohalika no tsy nifona

Ho tambin’ny fahafahana ara-panenjehana atao amin-dRasoamaharo Lola , sy Mahery Lanto Manandafy ary Foutsie Tsosy…

Mpanohana an-dRajoelina: Mandrovin-tsihy amin’ny serasera
·
17/09/2023

Mpanohana an-dRajoelina: Mandrovin-tsihy amin’ny serasera

Tafahoatra ny fihantsiana ataon’ireo mpomba an-dRajoelina, filohampirenena teo aloha nametra-pialana. Efa miantomboka ny hevitra mandrovi-tsihy…

Fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia Niahotra ny zandary
·
17/09/2023

Fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia Niahotra ny zandary

Sady mandrora mitsilany ny tafika no mamato-tena ara-kevitra ihany manoloana ny fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia na…

Biletam-pifidianana: Mizotra tsara ny fanontana
·
17/09/2023

Biletam-pifidianana: Mizotra tsara ny fanontana

Niparitaka teto an-toerana nanomboka ny zoma teo ny vaovao fa natsahatra ny fanontana ny biletam-pifidianana…

Disadisa politika Mamotika firenena
·
16/09/2023

Disadisa politika Mamotika firenena

Vesaran’ny fampahantrana lalina ny fiainana andavanandron’ny malagasy isan-tokantrano . Ny mpanao politika, na mpanohatra na…

·
16/09/2023

Aoka izay ny didiko fe lehibe , izaho mpitondra fanjakana, toy tamin’ ny andron’ny fananjanahatany;

Kihon-dalana lehibe ho any ny Malagasy izao fotoana izao. Fotoana izao hametrahana amin’ny azo antoka…

Kandida mpilalao politika: Mamboly korontana ny sasany
·
14/09/2023

Kandida mpilalao politika: Mamboly korontana ny sasany

Paika maloto tsy hitondra fitoniana eto amin’ny firenena no katsahan’ny ampahan’ireo kandida mpilalao politika ireo…

Fanamelohana ny toe-draharaha ankehitriny Fomba fotsiny sisa ny miteny
·
14/09/2023

Fanamelohana ny toe-draharaha ankehitriny Fomba fotsiny sisa ny miteny

Manameloka ny toe-draharaha politika ankehitriny avokoa na ny mpanao politika na ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena. Fanamelohana…

Lapam-panjakana Mavoloha Nandom-baravarana ny tafika
·
13/09/2023

Lapam-panjakana Mavoloha Nandom-baravarana ny tafika

Noteren’ny Praiminisitra Ntsay Christian ho ny tenany ihany no hitantana ny tany sy ny firenena…

Back To Top