Gazetin’ny nosy
MIALA Richard RAVALOMANANA – TSY RARINY INTSONY!
Tsy azo ekena intsony ny fahanginana. Tsy azo ekena intsony ny fitazonana fahefana ho an’ny…
Ry Malagasy Mora Rebirebena : tsy tao Ambohimalaza ihany no nisy maty !
Hitarina sy entina hanodinana ny sain’ny Malagasy tsy hifantoka amin’ny raharaha hafa nahafatesan’olona maro iny…
Fety teny Ambohimalaza : efa ho telopolo no matin’ity loza, ary mangina ny fanjakana – hatraiza no hiafaran’ny fahanginana ara-politika ?
Nivadika ho korontana iray goavana ny loza . Loza mbola mitohy. Tanora sy salama ireo…
Nahoana no tsy mandeha ny safidim-bahoaka (suffrage universel ) eto Madagasikara ?
Hatao ny Safidim-bahoaka nefany ny demokrasia dia marefo dia marefo: tapin-dalana kaleha ny Malagasy. Mendrika…
Fiainam-pirenena Tsy milaza ny marina intsony ny fitondrana
Tsy fantatra izay niafaran’ilay filazana nataon’i Rajoelina mahakasika ilay fahaverezana solika avy any Toamasina mankany…
Ady amin’ny kolikoly: Ny lalana mifehy ny HCC no mampikatso ny firenena
Ny taona 2018 no navoaka ny didy fampiharana ny fanatanterahana ny fananganana ny HCJ na…
TANDREMO : Mihena mafy ny fanampiana avy any ivelany — Mila fitondrana miasa ho an’ny mahantra i Madagasikara izao dia izao.
Mihasarotra dia mihasarotra ny toe-draharaha. Tsy hahazo fanampiana ara-pahasalamana sy ara-tsakafo firy intsony i Madagasikara…
AZA ATAO SORONA NY VAHOAKA
Aoka izay ry Fanjakàna ! tena tianareo ny milaza io fehezanteny io rehefa mitokona sy mitaky…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



