Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
18/03/2026

Raharaham-pirenena : Aza miady an-trano fa tsy misy mpanohitra intsony izao

Isan’ny fitondrana nahazo tombony ny fitondrana Fanavaozana ity satria tsy misy mpanohitra mihitsy . Ny…

·
15/03/2026

Eo anatrehan’ny mety ho voka-dratsin’ny ady any Moyen-Orient, Mitandrema, mahaiza mitsinjo ny ho avy.

Mbola tsy mazava ny ho fiafaran’ity ady any Moyen-Orient ity ary mety hisy vokany amin’ny…

·
14/03/2026

Madagasikara sy Frantsa : Fotoanan’ny hamerenana amin’ny laoniny ny fifandraisana izao.

Eto  Madagasikara, toa azon’ny vitsy monja ny fanjakana, ary ny maro no mijaly. Mitombo ny…

Dans un contexte encore marqué par les turbulences politiques malgaches et l’exil de plusieurs figures du pouvoir, la requête de Christian Ntsay pourrait ainsi devenir un nouveau chapitre des relations complexes entre Paris et Antananarivo.
·
14/03/2026

Ntsay Christian : Enta-mavesatr’i Lafrantsa

Mangataka fialokalofana sy zom-pirenena frantsay i Ntsay Christian, hany lalan-tokana hiarovany tena tsy ho tratran’ny…

·
11/03/2026

Ny maha-firenena ny firenena dia ny olombelona miaina ao anatiny.

Saingy misy loza mangina mitranga eto Madagasikara. Ao anatin’ny aloky ny fahefana, misy indraindray ireo…

Vous avez reçu un appel manqué du 777
·
02/03/2026

Raharaha 777 : Aiza ny tohin’ny fanadihadiana?

Mirefotra ny baomba sy ny daroka balafomanga eo amin’i Etazonia, Israely ary ny Iraniana. Resaka…

Minisitra Erick Michel : Fanavaozana ny Filaminam-bahoaka
·
02/03/2026

Minisitra Erick Michel : Fanavaozana ny Filaminam-bahoaka

Nosokafana omaly tetsy amin’ny CCI Ivato ny fikahonandohan’ny Polisim-pirenena. « Hamolavola ny ho avin’ny firenena amin’ny…

·
27/02/2026

Jeneraly Lylyson Rava ny halatra tany 3000 Ha

Titre miisa 12 amina velarantany 3000 Ha nobodoin’ny Groupe SOCOTA no namoahan’ny Fitsarana ao Mampikony…

·
18/02/2026

Politika : La Frantsa sa la Rosia sa izy roa miaraka

Sahirana be ny malagasy mandinika ny politika ivelany eto Madagasikara. Ny zava-misy eo anatrehan’ny fandanian’ny…

Back To Top