Gazetin’ny nosy
Fitondrana Fanavaozana Misy mitady hanakorontana indray
Nitabataba be i Razarapiera filoha-lefitra ny Antenimierampirenena avy ao Ambatondrazaka, fa tokony ho hidina ny…
Naina Andriantsitohaina : Nifangaro tamin’ny tain’omby
Fantatra izao fa tamin’ny halalan’ny sambo mpitondra omby makany Mayotte no nahafahan’i Naina Andriantsitohaina nitsoaka…
Ho antsika olon’ny fo sy mametraka ny ho avy amin’ny “Avo”. Tena mila Sira sy Fahazavana ny Malagasy ankehitriny araky ny teny ai amin’ny Baiboly. Ny mpitondra ankehitriny moa dia efa mpino tanteraka.
Izao no voalazan’i Matio 5:13-14: « Ireo ianareo no sira eto an-tany… Ireo ianareo no fahazavan’izao…
Rivodoza Gezani Potika amin’ny 80% ny tanànan’i Toamasina
Ny talata alina faha 10 Febroary 2026 no nandalo tao Toamasina ny rivodoza Gezani. Potika…
Fanjakana Fanavaozana : Variana amin’ny adin’akoholahy
Nangina tsy henoheno intsony ilay filamatra tany amboalohany hoe hanova rafitra izay nimatimatesan’ny zandry GenZ…
Fitondrana Fanavaozana : Teren’ny komity iraisam-pirenena ho Ravalomanana Marc sy Hery Rajaonarimampianina no ho lohany
Araka ny vaovao misy ankehitriny dia tsy tapaka tonga eto Madagasikara ireo fikambanana iraisam-pirenena tato…
Polisy sy Zandary : ataon’ny mpitatitra tsinotsinona
Tsy misy fanajàna ireo mpitandro ny filaminana misahana ny fifamoivohizana intsony ny mpitatitra. Ny antony…
Fanadihadiana mivaingana ho an’ny fanavaozana ny Repoblika
Fanavaozana ny Repoblika dia safidin’ny vahoaka Malagasy Ny fandraisana anjara ny Malagasy rehetra , ny…
« Capture de l’État “ eto Madagasikara
NY VONDRONA AMPANDRANA (VON.A) iarahan’ ireo Mpisehatra politika, Mpandinika raharaham-pirenena ary Fikambanana samihafa, dia anao ny Valan-dresaka…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



