Gazetin’ny nosy
Ry Malagasy, Mpiray tanindrazana,
Izay mbola mino an’Andriamanitra Tsitoha, ry Rayamandreny ampanahy, ianareo hery velona rehetra, Mifohaza amin’izay ary…
Ntsay Christian sy Ravatomanga Mamy: Mamboly ady an-trano
Misavorovoro tsy ahitana fitoniana ny fiainam-pirenena eto amintsika amin’ny ankapobeny , kanefa tokony tsy hadinoina…
Raharaha Foutsie Tsotsy: Mijoro ny Ray aman-dreny ara-poko
Fitakiana tsy misy fepetra nyu hamotsorana an’i Foutsie Tsotsy no nasetrin’ireo Ray aman-dreny ara-poko avy…
Lola Rasoamaharo, Mahery Lanto Manandafy, Foutsie Tsosy: Sady tsy nandohalika no tsy nifona
Ho tambin’ny fahafahana ara-panenjehana atao amin-dRasoamaharo Lola , sy Mahery Lanto Manandafy ary Foutsie Tsosy…
Mpanohana an-dRajoelina: Mandrovin-tsihy amin’ny serasera
Tafahoatra ny fihantsiana ataon’ireo mpomba an-dRajoelina, filohampirenena teo aloha nametra-pialana. Efa miantomboka ny hevitra mandrovi-tsihy…
Fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia Niahotra ny zandary
Sady mandrora mitsilany ny tafika no mamato-tena ara-kevitra ihany manoloana ny fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia na…
Biletam-pifidianana: Mizotra tsara ny fanontana
Niparitaka teto an-toerana nanomboka ny zoma teo ny vaovao fa natsahatra ny fanontana ny biletam-pifidianana…
Disadisa politika Mamotika firenena
Vesaran’ny fampahantrana lalina ny fiainana andavanandron’ny malagasy isan-tokantrano . Ny mpanao politika, na mpanohatra na…
Aoka izay ny didiko fe lehibe , izaho mpitondra fanjakana, toy tamin’ ny andron’ny fananjanahatany;
Kihon-dalana lehibe ho any ny Malagasy izao fotoana izao. Fotoana izao hametrahana amin’ny azo antoka…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »