Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
13/08/2024

Volam-panjakana Niaiky ny fitondrana fa lany vola

Tamin’iny herinandro lasa iny izany no nanambaran’ny fanjakana ankehitriny fa lany tsy manana vola ho…

·
13/08/2024

Efa tsy tafatsangana ihany. Mbola misy ilaina any izany governemanta malagasy izany ve?

Toy izao no zava misy: Eo imason’ny rehetra sy zavatra hita sy miharihary dia efa…

·
07/08/2024

Fahantrana eto Madagasikara : Rangahy vadiny no manatitra an-dramatoa hivaro-tena

Tranga mampalahelo no sady mahamenatra no misy eto Antananarivo ankehitriny. Tsy iray na roa fa…

·
07/08/2024

Fifidianana ben’ny tanàna : Mety hihemotra amin’ny taona 2025

Tsy mbola misy daty azo antoka hanaovana ny fifidianana izay ho be ny tanàna amin’izao…

·
01/08/2024

Izay adala no toa an-drainy. Ento miakatra any amin’ny mazava ity Firenena ity eh!

Tsy mbola voatendry ireo izay ho anatin’ny governemanta vaovao efa andro maro izao no nahavitan’ny…

·
29/07/2024

Andry Nirina Rajoelina : Ilaozany mitety firenena vahiny tsy hanino tsy haninona ny raharaham-pirenena

Avy any Dobay dia Turquie, dia mandalo any Frantsa dia mitety firenena mahantra any afrika…

·
28/07/2024

Raharaham-pirenena : Lany andro mifanome tsiny ny malagasy

Tsy mandeha intsony ny raharaham-pirenena eto Madagasikara. Ny fitantanana ny asam-panjakana no ahitana taratra izany…

·
25/07/2024

Lasa zanatany frantsay i Madagasikara

128 taona izao no nahazanatany an’i Madagasikara tamin’ny taona 1896.Ny frantsay no nanjanaka an’i Madagasikara…

Omeo an-dRajoelina ity lalana ity fa izy tsy manana
·
23/07/2024

Lalana Rasoamaharo : Ovao lalana Andry Rajoelina !

Misy lalana iray ao Antananarivo Renivohitra ao izay mitondra ny anarana « Lalana Rasoamaharo ». I Rasoamaharo…

Back To Top