Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
19/07/2024

Oniversite : Niverina nitokona indray ny mpianatra

Tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena. Misondrotra ny vidim-piainana ka maro no tranga…

·
17/07/2024

Governemanta Ntsay : Tsy raharahan’ny vahoaka na zazakely aza no hotendrena eo

Very tanteraka ny fanantenana amin’ny malagasy amin’ny hisian’ny fampandrosoana ny firenena. Tsy miraharaha izay hataon’i…

·
17/07/2024

Ministra Sahondramalala Marie Michelle : Nanantena ho Pan na Praiministra ka voafitaka

Ao anatin’ny fahakiviana tanteraka ny minisitry ny fampianarana teo oloha Sahondramalala Marie Michelle, izay nilatsaka…

·
17/07/2024

Fisamborana an’i Rasamizafy Cyril : Mitombo ny fikambanana isam-paritra mangataka ny famoahana azy

Feno herinandro tanteraka izao no nisamborana an’i Rasamizafy Cyril sy ny namany fitolahy tany Vangaindrano…

·
12/07/2024

Vangaindrano : Any Mananjary no migadra i Rasambizafy Cyrille sy ny tariny

Tamin’ny alarobia teo faha 10 Jolay 2024 no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana tany Vangaindrano i…

·
12/07/2024

Praiminisitra : Manao sinema ny fitondrana

Anio zoma faha 12 Jolay 2024 no voantso maika eny Iavoloha ireo depiote Irmar na…

·
11/07/2024

Vaovaon’ny Nosy

Governemanta vaovao Tsy hahitana ireo minisitra nilatsaka depiote intsony Araka ny resaka mandeha eo anivon’ny…

·
13/06/2024

Politika : Tsy ny fahazahoana depiote maro no zava dehibe fa ny fananan’ny vahoaka fitokisana

Tsara ihany miverina amin’ny tantara nisy teto amin’ny firenena isika mahakasika ny fahazoana depiote maro…

·
13/06/2024

Volam-panjakana : Hitarika krizy lehibe eto amin’ny firenena

Tsy takonafenina fa tsy ampy intsony ny volam-panjakana hampiodinana ny raharaham-pirenena. Nanomboka ny volana septambra…

Back To Top