Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

Raharaham-pirenena
·
15/11/2023

Raharaham-pirenena

Fifidianana Tanterahina ao anaty amboletra sy fanamparam-pahefana Hatrany amboalohany dia efa tsy nifampatoky ny vahoaka…

·
14/11/2023

Raharaham-pirenena

10 Kandidà Manainga ny vahoaka tsy hifidy Andro iray sy ora vitsy sisa dia ho…

·
14/11/2023

Fifidianana : Lalaovin’ny vondrona iraisam-pirenena i Madagasikara

Roa andro sisa dia tonga ny 16 Novambra 2023 izay hanatanterahana ny fifidianana izay ho…

·
13/11/2023

Fifidianana : Ny kihon-dalana farany

Ity herinandro ity no kihon-dalana farany ahitana na hisy na tsy hisy ny fifidianana. Mbola…

Dinika Tsimbazaza : Famahana olana sadasada
·
11/11/2023

Dinika Tsimbazaza : Famahana olana sadasada

Mby an-koditra ny fifandrafian’ny samy malagasy isaky ny mandia krizy miverimberina ny vahoaka malagasy eto…

·
11/11/2023

Vovonana hoan’ny fampidinihana sy ny fanelanelanana : Tokony Ahato ny fifidianana

Nandrasan’ny malagasy fatratra ny fivoriana izay nataon’ny Razanamahasoa Christine izay filohan’ny antenimieram-pirenena sy ny FFKM…

·
11/11/2023

Alarobia Vatosola : Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana

Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana raha nanao propagandy tany Alarobia Vatosola any amin’ny…

Zotram-pifidianana : Vonona ny Ceni
·
10/11/2023

Zotram-pifidianana : Vonona ny Ceni

Feno ny fepetra ahafahana miatrika ny fifidianana filohampirenena taona 2023, hoy ny Filohan’ny Ceni Dama…

·
09/11/2023

Fiainam-pirenena

Propagandy Andry Rajoelina Ny vola no miresaka Be dia be ny mitsangana ho vavolombelona fa…

Back To Top