Gazetin’ny nosy
Alarobia Vatosola : Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana
Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana raha nanao propagandy tany Alarobia Vatosola any amin’ny…
Zotram-pifidianana : Vonona ny Ceni
Feno ny fepetra ahafahana miatrika ny fifidianana filohampirenena taona 2023, hoy ny Filohan’ny Ceni Dama…
Fiainam-pirenena
Propagandy Andry Rajoelina Ny vola no miresaka Be dia be ny mitsangana ho vavolombelona fa…
Manamboninahitra amperinasa sasany – Ampy izay, ny “fitongilanana fanindrahindrana olona ao amin’ny Foloalindahy”
Nisy indray ny fanambarana faha-2, nataon’ireo manamboninahitra sasany amperinasa, ao anivon’ny Foloalindahy. Misy fitongilanana fanindrahindrana…
Mpitandro ny filaminana : Sady manompa no mandrahona
Vehivavy iray tetsy Andravoahangy no nifamaly tamin’ny mpitandro filaminana iray ny sabotsy lasa teo, tokony…
Filohampirenena teo aloha : Fositry ny hetsi-bahoaka
Izao olana ateraky ny krizy politika mandavan-taona izao dia mampitombo ny olana eo amin’ny sosialim-bahoaka…
FANAMBARANA avy amin’ny Ray aman-dreny ara-drazana Ndrenony/Ampanjaka. avy ao Vohipeno, Manakara, Vangaindrano, Farafangana
FANAMBARANA Ho entintsika aiza ity firenentsika Madagasikara ity? Midika firaisan-tsikombakomba ny fahanginana manoloana ny tsy…
Raharaham-pirenena
Politika Miaina ao anaty tebiteby ny malagasy Mifandritotra izay tsy izy ny fiainam-pirenena eto Madagasikara…
11 kandidà : Nitohy teny Namotana ny filaharana
Nanomboka tamin’ny 11 ora maraina no nanomboka ny filaharana izay notarihan’ny kandidà 11 omaly alakamisy…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »


