Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

Dinika Tsimbazaza : Famahana olana sadasada
·
11/11/2023

Dinika Tsimbazaza : Famahana olana sadasada

Mby an-koditra ny fifandrafian’ny samy malagasy isaky ny mandia krizy miverimberina ny vahoaka malagasy eto…

·
11/11/2023

Vovonana hoan’ny fampidinihana sy ny fanelanelanana : Tokony Ahato ny fifidianana

Nandrasan’ny malagasy fatratra ny fivoriana izay nataon’ny Razanamahasoa Christine izay filohan’ny antenimieram-pirenena sy ny FFKM…

·
11/11/2023

Alarobia Vatosola : Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana

Notorahan’ny olona ny hélicoptère nitondra an’i Lalatiana raha nanao propagandy tany Alarobia Vatosola any amin’ny…

Zotram-pifidianana : Vonona ny Ceni
·
10/11/2023

Zotram-pifidianana : Vonona ny Ceni

Feno ny fepetra ahafahana miatrika ny fifidianana filohampirenena taona 2023, hoy ny Filohan’ny Ceni Dama…

·
09/11/2023

Fiainam-pirenena

Propagandy Andry Rajoelina Ny vola no miresaka Be dia be ny mitsangana ho vavolombelona fa…

·
08/11/2023

Manamboninahitra amperinasa sasany – Ampy izay, ny “fitongilanana fanindrahindrana olona ao amin’ny Foloalindahy”

Nisy indray ny fanambarana faha-2, nataon’ireo manamboninahitra sasany amperinasa, ao anivon’ny Foloalindahy. Misy fitongilanana fanindrahindrana…

Mpitandro ny filaminana : Sady manompa no mandrahona
·
08/11/2023

Mpitandro ny filaminana : Sady manompa no mandrahona

Vehivavy iray tetsy Andravoahangy no nifamaly tamin’ny mpitandro filaminana iray ny sabotsy lasa teo, tokony…

·
02/11/2023

Filohampirenena teo aloha : Fositry ny hetsi-bahoaka

Izao olana ateraky ny krizy politika mandavan-taona izao dia mampitombo ny olana eo amin’ny sosialim-bahoaka…

·
29/10/2023

FANAMBARANA avy amin’ny Ray aman-dreny ara-drazana Ndrenony/Ampanjaka. avy ao Vohipeno, Manakara, Vangaindrano, Farafangana

FANAMBARANA Ho entintsika aiza ity firenentsika Madagasikara ity? Midika firaisan-tsikombakomba ny fahanginana manoloana ny tsy…

Back To Top