Gazetin’ny nosy
Andry Rajoelina : Afa-baraka teny amin’ny 67Ha
Tena efa aloan’ny olona tanteraka ‘y filoha teo aloha Andry Rajoelina ity. Noporofoin’ny vahoaka teny…
Raharaham-pirenena
Sendikan’ny mpiasa Hampikatso ny asam-panjakana Andro vitsy lasa izay dia nanao fanambarana ny Sendikan’ny mpiasa…
Gazetin’ny Nosy
Andry Rajoelina Voafitakin’ny ekipany Voafitakin’ny ekipany tanteraka i Andry Rajoelina amin’ity propagandy izay ataony ity…
Behoririka : Tranombarotra aman-jatony no may
Tranombarotra aman-jatony no may tao Behoririka manodidina ny laka ny zoma mifoha asabotsy 21 Oktobra…
11 kandidà : Feno hipoka Antsonjombe
Tena feno hipoka tanteraka ny kianja teny Antsonjombe ny sabotsy 21 Oktobra 2023. Fampisehoan-kery tsy…
Fiainam-pirenena
Fifidianana Tery vay manta sisa no ataon’i Rajoelina sy ny forongony 11 andro ny zoma…
Fiainam-pirenena
Tsimbazaza Nandika lalàna indray ny depiote TGV mpomba an’i Rajoelina Tena sakoroka tanteraka no misy…
Solombavambahoaka : Hotsarain’ny tantara atsy ho atsy
Taon-dasa tsy tsaroana ve ny ady nifanandrinan’ny solombavambahoaka 73 tamin’ny fitondran’ny filoha teo aloha Rajaonarimampianina…
Fianakaviamben’ny La Gazette de la Grande Ile : Nodimandry i Christian Andrianarisoa
Isan’ny mpanao gazety andrarezina teo amin’ny etikan’ny asa fanaovan-gazety i Chef. Misaona ny tontolon’ny asa…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »




