Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
09/10/2023

Manomboka rahampitso,

Na milamina ny firenena, Na mikorontana ny firenena dia tsy ho afaka hiaina am-pilaminana ny…

·
08/10/2023

Madagasikara dia an’ny Malagasy rehetra fa tsy hoe an’ny vahoakanay na hoe an’ny vahoakanareo.

Aoka izay ilay politika maloton’ny mpanjanatany tamin’ny fotoan’andro, ilay « zarazarao hanjakana » politikan’izao fitondrana…

Fitakiana ny fialan’ny kandidà Rajoelina : Tsy hihemotra ny kandidà 12
·
06/10/2023

Fitakiana ny fialan’ny kandidà Rajoelina : Tsy hihemotra ny kandidà 12

Mihamafy ny ady politika eo amin’ny mpifanandrina roa tonta dia Andry Rajoelina sy ny kandidà…

·
05/10/2023

Raha mora manandino foana ny Malagasy dia tsy hahazo ny anjara masoandrony. Efa miala any ny rivotrin’ny Fanovana marina.

Mijoro, Masahia fa masina ity tany ity mba hazaonao ny anjara masoandronao. Mahatsiaro fangirifirina ny…

·
05/10/2023

Andry Rajoelina : Tsipakin’ny miala aina sisa ka izay voa aza fanina

Ny tantara tsy mba azo hadinoina. Tsy nisy hafa izao sary politika misy amin’izao fotoana…

Miaramila, zandary, polisy : Ampiadian-dRavalomanana
·
04/10/2023

Miaramila, zandary, polisy : Ampiadian-dRavalomanana

Nanivaiva ny Zandarmaria ny kandida Ravalomanana tamin’ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety ny alatsinainy lasa…

Seraseran’ny mpitandro filaminana : Namaky bantsilana ny hetsiky ny kandida
·
04/10/2023

Seraseran’ny mpitandro filaminana : Namaky bantsilana ny hetsiky ny kandida

Ny harivan’ny alatsinainy 2 oktobra 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny tanàna etsy Analakely dia nisy ny…

Hetsiky ny kandida 11 : Nandamoaka aloha
·
04/10/2023

Hetsiky ny kandida 11 : Nandamoaka aloha

Tsy vaky sehatry ny kandida 11 ny kianjan’ny 13 may teo Analakely ny alatsinainy 2…

Back To Top