Gazetin’ny nosy
Fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia Niahotra ny zandary
Sady mandrora mitsilany ny tafika no mamato-tena ara-kevitra ihany manoloana ny fisamborana an-dRandriatsotsy Sylvia na…
Biletam-pifidianana: Mizotra tsara ny fanontana
Niparitaka teto an-toerana nanomboka ny zoma teo ny vaovao fa natsahatra ny fanontana ny biletam-pifidianana…
Disadisa politika Mamotika firenena
Vesaran’ny fampahantrana lalina ny fiainana andavanandron’ny malagasy isan-tokantrano . Ny mpanao politika, na mpanohatra na…
Aoka izay ny didiko fe lehibe , izaho mpitondra fanjakana, toy tamin’ ny andron’ny fananjanahatany;
Kihon-dalana lehibe ho any ny Malagasy izao fotoana izao. Fotoana izao hametrahana amin’ny azo antoka…
Kandida mpilalao politika: Mamboly korontana ny sasany
Paika maloto tsy hitondra fitoniana eto amin’ny firenena no katsahan’ny ampahan’ireo kandida mpilalao politika ireo…
Fanamelohana ny toe-draharaha ankehitriny Fomba fotsiny sisa ny miteny
Manameloka ny toe-draharaha politika ankehitriny avokoa na ny mpanao politika na ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena. Fanamelohana…
Lapam-panjakana Mavoloha Nandom-baravarana ny tafika
Noteren’ny Praiminisitra Ntsay Christian ho ny tenany ihany no hitantana ny tany sy ny firenena…
Angidimbin’ny fampielezan-kevitra: Foanan-dRavatomanga ny taratasy fahazahoan-dalana
Am-pikajiana handresena ny kandida hifaninana amin’ny fampielezan-kevitra ny fampiasana ny angidimby (hélicoptère) izay hanomboka ny…
TGV , MAPAR, IRD, IRK … Aza mbola misioka
Adi-hevitra tsy azo dinganina ny momba ny fizakana zom-pirenena frantsay nataon’ny filoha amperin’asa. Ankehitriny dia…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »








