Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
27/10/2025

Gen Z Madagascar : Fotoana izao hiala amin’io fotaka io ! Aoka izay! Aoka izay!

« Gen Z, aza manaiky ho fitaovana intsony ! Aoka izay fitaka, mila fanavaozana tena izy…

·
26/10/2025

Fitsarana PAC SA PACK?

Notànan’ny governemanta maorisiana am-ponja i Mamy Ravatomanga, taorian’ny fanadihadiana sy ny fitsirihana nataon’ny sampan-draharaha misahana…

·
25/10/2025

Milaza fa hisambotra an’i Ravatomanga na eto Madagasikara izy na any ivelany

Mazava ny tenin’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo tamin’ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana faharoa ny dépote teny…

·
25/10/2025

Aoka ny fieritreretana no hitondra, ho an’ny fanarenana ny firenena Malagasy, fa tsy ny vola sy ny basy.

Rehefa mitondra ny fieritreretana, dia tsy misy hery afaka mandresy an’i Madagasikara. Manerana an’i Madagasikara,…

·
25/10/2025

Andry Rajoelina ATIDOHAN’NY FANDROBANA

Misy tetika maizina misoko mangiana eto amin’ny firenena. Atodika sy avily any amin’i Mamy Ravatomanga…

·
25/10/2025

Raharaha Mamy Ravatomanga : lehilahy iray, kolikoly iray, rafitra iray manontolo

Ny tena fitsarana dia tsy amin’ny olona iray, fa amin’ny Fanjakana malagasy mihitsy. Tsy raharaha…

·
23/10/2025

Fitondrana Rajoelina NISETRASETRA LOATRA

« Gagazo! Cybercriminalité, sarika am-pandriana, kidnapping, sns ». Ireo no voambolana fitenin’ireo mpitondra laoranjy nanomboka ny taona…

·
23/10/2025

Herintsalama Rajaonarivelo MILA KIFAFA ANJAVIDY!

Tahaka ny mamafa tohatra ny ady amin’ny kolikoly; avy any ambony no fanombohana azy. Izany…

·
23/10/2025

Scoobidoo sy 500 Ar

Hafatra nalaza be avy tamin’i Varira ny hoe: »homena scoobidoo sy 500 Ar hataony frais mody…

Back To Top