Gazetin’ny nosy
Minisitra ao amin’ny Governemanta Sahirana ny filoha Michael Randrianirina sy ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana
Mandeha haingana ny andro ary fohy ny fotoana sisa roa taona nifanarahana hitantanana ny fanjakana…
Taom-baovao malagasy Niverina ny maha malagasy ny malagasy
Taitra tamin’ny torimasony ny malagasy ka nahazo vahana ny taom-baovao Malagasy 2026 ity teo ny…
NY FAMERENANA NY FITOKISANA NO ADIDY MAIKA HO AN’I MADAGASIKARA
Efa lalina ny krizy iainan’i Madagasikara: krizin’ny fitokisana. Tsy resaka tsaho intsony izany, fa zava-misy…
Ministry ny Fitsrana Fanirisoa hoy ny bâtonnier Hubert RAHARISON
Namoaka ny tatitra ny Cour des Comptes, manoloana ireo halatra sy fanodinkodinam-bolam-panjakana, dia nanambara ny…
Lylyson sy Fanirisoa Mamaly ny antson’ny vahoaka
Mamaly avy hatrany an’i Mbitana ny bâtonnier Hubert RAHARISON, ka nanambara fa tsy mitombona ny…
Fitakiam-bahoaka: Christine Razanamahasoa, Fanirisoa Ernaivo ary Lylyson de Renè
Mamaly ny hetahetam-bahoaka amin’izao Fanavaozana izao ny minisitra Christine Razanamahasoa,Fanirisoa Ernaivo ary Lylyson de René…
Cour des comptes : Mpangalatra avokoa ny mpiasam-panjakàna mitantana vola sy ireo olom-boafidy
Efa hatramin’ny taona maro no nanao tatitra momba ny fampiasam-bolampajanjakana ny “Cour des comptes” na…
Afaka mifidy minisitra amin’ny “détecteur de mensonge” ve? Hevitra tsara sa fandrebirebena fotsiny?
Amin’izao fotoana itadiavana fanavaozana ny fanjakana izao dia mitady vahaolana haingana ny maro. Ampiasa ny “détecteur…
Raharaham-pirenena : Aza miady an-trano fa tsy misy mpanohitra intsony izao
Isan’ny fitondrana nahazo tombony ny fitondrana Fanavaozana ity satria tsy misy mpanohitra mihitsy . Ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



