Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
11/02/2026

Rivodoza Gezani Potika amin’ny 80% ny tanànan’i Toamasina

Ny talata alina faha 10 Febroary 2026 no nandalo tao Toamasina ny rivodoza Gezani. Potika…

·
10/02/2026

Fanjakana Fanavaozana : Variana amin’ny adin’akoholahy

Nangina tsy henoheno intsony ilay filamatra tany amboalohany hoe hanova rafitra izay nimatimatesan’ny zandry GenZ…

·
09/02/2026

Fitondrana Fanavaozana : Teren’ny komity iraisam-pirenena ho Ravalomanana Marc sy Hery Rajaonarimampianina no ho lohany

Araka ny vaovao misy ankehitriny dia tsy tapaka tonga eto Madagasikara ireo fikambanana iraisam-pirenena tato…

Polisy sy Zandary : ataon’ny mpitatitra tsinotsinona
·
07/02/2026

Polisy sy Zandary : ataon’ny mpitatitra tsinotsinona

Tsy misy fanajàna ireo mpitandro ny filaminana misahana ny fifamoivohizana intsony ny mpitatitra. Ny antony…

·
07/02/2026

Fanadihadiana mivaingana ho an’ny fanavaozana ny Repoblika 

Fanavaozana ny Repoblika dia  safidin’ny vahoaka Malagasy Ny fandraisana anjara ny Malagasy rehetra , ny…

·
05/02/2026

« Capture de l’État “ eto Madagasikara

NY VONDRONA AMPANDRANA (VON.A) iarahan’ ireo Mpisehatra politika, Mpandinika raharaham-pirenena ary Fikambanana samihafa, dia anao ny Valan-dresaka…

Mamy Ravatomanga : Rolly Mercia sy ny minisitra Erinaivo Fanirisoa no mamangy azy any am-ponja any Maurice ankehitriny
·
05/02/2026

Mamy Ravatomanga : Rolly Mercia sy ny minisitra Erinaivo Fanirisoa no mamangy azy any am-ponja any Maurice ankehitriny

Tamin’ny herinandro voalohan’ny volana febroary 2026 ity dia nianga avy teto Madagasikara ny delegasiona avy…

·
05/02/2026

Praiministra Herintsalama Rajaonarivelo : Hosaziana ireo mpanao Facebook milaza vaovao tsy marina sy mandainga

Hosaziana ireo olona mpizara vaovao tsy marina sy mpandainga ary mpanaratsy olona ao anaty Facebook…

Back To Top