Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
08/04/2025

Vaovaon’ny Nosy

COI Lasa ady politika hoan’ny mpanao potika malagasy Tsy misy intsony izany fijerena ny tombontsoam-pirenena…

·
19/03/2025

Zava-doza: Fifanampoizina ny samy malagasy

Tsy tako-nafenina intsony fa mivady ho biby ny fiainan’ny Malagasy ankehitriny. Mifanampoizina sy mifamosavy ny…

·
19/03/2025

Andro ny Frankôfônia: Efa tamin’ny taona 1642 no nanao izay hahazantany an’i Madagasikara ny frantsay

383 taona izao no nandefa voanjo hanjanaka an’i Madagasikara ny fanjakana frantsay izay notarihiny mpanjaka…

·
18/03/2025

Rivodoza Jude : Ilain’ny faritra atsimo na dia mampitondra faisana aza

Androany zoma faha 14 martsa 2025 tamin’ny 4ora tolakandro no tonga ao Toliara ny rivodoza…

Governemanta: Mamofopofona fanovana
·
18/03/2025

Governemanta: Mamofopofona fanovana

Mandeha dia mandeha ny resaka ao an-dapa ankehitriny fa hisy fanovana governemanta indray atsy ho…

·
18/03/2025

Trafika rongony sy volamena: Tena ireo polisy sy zandary ireo ve no  » mafia » eto Madagasikara ?

Mandeha dia mandeha ny resaka mahakasika ny fanondranana volamena antsokosoko eto Madagasikara tao anatin’ny folo…

·
18/03/2025

Mpatory amoron-dalana: Mitombo izay tsy izy

Feno mpatory an-dalana ny toerana maro eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. Hatrany Analakely sy ny…

·
18/03/2025

Hopitaly Anjanamasina: Tanora lahy sy vavy maro no lasa adala noho ny cocaïne sy ny rôrô

Rongony cocaïne sy rôrô no tena fototry ny fidirana hopitaly eny Anjanamasina eny Ambohidratrimo amin’izao…

·
12/03/2025

Vidim-bary Antananarivo: 4000 ariary ny iray kilao

Androany talata faha 11 martsa 2025, izay fotoana nanaovanay fanadihadiana ny sakafo ilaina isan’andro dia…

Back To Top