Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
29/10/2025

Fanjakana fanavaozana Nanjakan’ny antoko TIM

Ny depiote Tim Hanitra Razafimanantsoa no minisim-panjakana miadidy ny fanavaozana. Ity ministera ity dia noforonina…

·
29/10/2025

Praiministra Herintsalama Rajaonarivelo Voafitaka sahady ny colonel Michael Randrianirina

Telo andro tao aoriana ny fametrahana azy ho filoham-panjakana ny colonel Randrianirina Michael izay nataon’ny…

·
29/10/2025

Madagasikara : my zava misy Indrisy. Ireo hery tsy mety miova (les “invariants du pouvoir”) no fahavalon’ny fanovana !

Fianakaviana vitsivitsy, ireo olona sady vazaha no gasy , na ara-batana na ara-tsaina , fikambanan’ny…

·
28/10/2025

Orinasa AMARANTE MIALA ETO MADAGASIKARA

Ity orinasa AMARANTE ity no misahana ny fiambenana ny sisintany (sécurité aéroportuaire). Avy amin’ny alalan’io…

·
28/10/2025

Ady amin’ny kolikoly GIAZO AVOKOA

Tafatsangana ny governemantan’ny Fanavaozana. Anaovana antso avo ireo minisitra mba hanageja tsy misy hatak’andro ny…

·
28/10/2025

Famotsiam-bola DG Bianco, DG SAMIFIN

Firaisana tsikombakomba sa tsy fahaiza-manao? Mampametra-panontaniana ny zava-misy eto Madagasikara manoloana ny raharaha Mamy Ravatomanga…

·
27/10/2025

Gen Z Madagascar : Fotoana izao hiala amin’io fotaka io ! Aoka izay! Aoka izay!

« Gen Z, aza manaiky ho fitaovana intsony ! Aoka izay fitaka, mila fanavaozana tena izy…

·
26/10/2025

Fitsarana PAC SA PACK?

Notànan’ny governemanta maorisiana am-ponja i Mamy Ravatomanga, taorian’ny fanadihadiana sy ny fitsirihana nataon’ny sampan-draharaha misahana…

·
25/10/2025

Milaza fa hisambotra an’i Ravatomanga na eto Madagasikara izy na any ivelany

Mazava ny tenin’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo tamin’ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana faharoa ny dépote teny…

Back To Top