Gazetin’ny nosy
Andry Rajoelina: Izay toerana andehanany dia lazainy fa hamboarina hono ny lalana.
Tonga tany Mahajanga ny filohampirenena Andry Nirina Rajoelina nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho…
8 martsa 2025: Any Mahajanga I Andry Rajoelina sy ny governemanta hitotorebika miaraka ami ‘ny vehivavy malagasy
Efa tonga any Mahajanga hatramin » ny alarobia faha 5 martsa 2025 ny mpikambana ao amin’ny…
Fiainam-pirenena: Manjaka ny tsy fandriampahalemana
Nihombo izay tsy izy ny tsy fandriampahalemana eto Madagasikara manontolo amin’izao fotoana izao. Nanomboka tany…
Andry Rajoelina Soa ihany fa nisy ny loza hahazahoana vola maimaim-poana
Faly tsy nisy toa izao ny olona tra-doza noho ny fahatongavan’ny filohampirenena Andry Nirina Rajoelina…
Ravalomanana Marc: Mikarama sy mivarotra olona sisa no ataony
Mivory matetika ao amin’ny foibeny ao amin’ny « route circulaire » ao amin’ny foiben’ny antoko Tim…
Vaovaon’ny Nosy
Mangataboahangy Nentina any Antananarivo ny olona 18 izay voarohirohy amin’ny nahafaty an’i Rasazy Narindra Nentina…
Kianja Barea Mahamasina: Tsara raha atao kianjan’ny tolon’omby na savika amin’izay
Dia fantatra izao fa tsy mbola hatao eo amin’ny kianjan’ny Barea eo Mahamasina ny lalao…
Kianja Barea Mahamasina: Tsara raha atao kianjan’ny tolon’omby na savika amin’izay
Dia fantatra izao fa tsy mbola hatao eo amin’ny kianjan’ny Barea eo Mahamasina ny lalao…
Vidin’entana: Niakatra 4000 ariary ny vidin’ny simenitra
Niakatra indray ny vidin’ny simenitra tamin’ity herinandro ity. Ny simenitra orimbato izay novidina 34 000…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
