Gazetin’ny nosy
Mirary taona vaovao 2025 sambatra sy feno fahombiazana ao anatin’ny fandriam-palemana maharitra e!
Miarahaba ny rehetra tratry izao taona vaovao izao. Mirary Taom-Baovao 2025 sambatra, feno fahasoavana, fahombiazana…
ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAM-PIRENENA HAMPITSAHATRA SY HANASAZY NY FANITSAKITSAHANA NY LALANA SY NY KOLIKOLY ARY NY FANGORONAN-TANY ATAON’NY ORINASA GREEN MADA LAND AO AMIN’NY NOSY SAKATIA
ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAM-PIRENENA HAMPITSAHATRA SY HANASAZY NY FANITSAKITSAHANA NY LALANA SY NY KOLIKOLY…
Roland Ratsiraka : Mampitandrina ny fitondrana tsy hanova ny vokam-pifidianana
Nanao fanambarana ny kandidà ben’ny tanàna Roland Ratsiraka izay nilatsaka hofidiana ho ben’ny tanàna ao…
Vaovaon’ny Nosy
Fifidianana ben’ny tanàna Sady tsy nahasarika olona no feno ady sy hosoka Tamin’ity fifidianana ben’ny…
Vaovaon’ny Nosy
Asa fanaovan-gazety Feran’ny fanjakana ny mpanao gazety omeny hitrandraka vaovao Ny ministera rehetra eto Antananarivo…
Depiote : 60% ny tambin-karama no terena hividianana fiara 4X4
Tonga dia alaina avy hatrany amin’ny depiote ny 60%ny tambin-karama isam-bolana. Tonga dia alefa any…
Vaovaon’ny Nosy
Teti-bolam-panjakana taona ho an’ny 2025 Holanian’ny depiote tsy misy taolany Nahena izay tsy izy ny…
Fifidianana ben’ny tanana : Ahiana hidina ny taha-pahavitrihana ny mpifidy
Herinandro iray izay no lasa tamin’ny fanaovana propagandy izay hifidianana ny ho ben’ny tanàna manerana…
Volan’ny FEC : Dimy taona mahery izay no niandrasana azy
Dimy taona mahery izay no niandrasana ny famatsiam-bola avy amin’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena FMI ity izay…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »
