Gazetin’ny nosy
Lalaon’ny Nosy : Tandrametaka tanteraka ny fanomanana
Hangala baraka indray ny firenena malagasy ity raharaha ity. Tandrametaka tanteraka ny fanomanana rehetra. Amin’ny…
Andry Rajoelina : Ny fanapotehana ny toe-karena malagasy
Raha manao dia mianotra amin’ny fahapotehan’ny toe-karena eto amin’ny firenena noho ny kolikoly avolenta nataon’ny…
Andry Rajoelina : Miseho hoazy ny kolikoly iraisam-pirenena
Miseho hoazy ny kolikoly iraisam-pirenena noho ny fahatratrarana ny tele ny kabinetran’ny filohan’ny repoblika malagasy…
Fifidianana : 10 sahady ny kandidà
Tanindrana efetra dia Paraina Auguste, Roland Ratsiraka, Siteny Randrianasoloniaiko, Annick Ratsiraka. Ny avy eto ampovoany…
Fandriampahalemana : Tandinonin-doza ny mpanao gazety
Miaina anaty tebiteby sy horohoro andro aman’alina vokatry ny tsy fahandriampahalemana ny eto amin’ny firenena…
Fifidianana filohampirenena 2023 : Vonona ny lohandohan’ny mpanao politika
Miharendrika ny firenena malagasy, dia i Madagasikara izay ahitana malagasy 28 tapitrisa mahery. Hatreto dia…
Fitantanan-draharaham-panjakana : Manjaka ny kiantrano an-trano
Voatendry tamin’ny filan-kevitry ny minisitra ny alarobia lasa ny Tale Jeneralin’ny orinasa CNAPS, dia i…
Seraseran’ny mpitondra fanjakana : Ihomehezana sisa
Miha-maivan-danja isan’andro hatrany ny serasera avoakan’izao fitondram-panjakana hifarana afaka 36 andro androany izao, na ny…
Grevy : Mitombo ny orinasa mitokona
Tamin’ity volana jolay 2023 ity dia nahitana fitokonana maro tamin’ireo orinasa sy mpiasa ary fikambanana…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »