Gazetin’ny nosy
Faritra Menabe : Faly ny dahalo fa nifindra ny colonel Faneva, malahelo ny vahoaka
Fantatra fa nafindra amin’ny toerana hafa ny colonel Faneva izay niadidy ny faritra ny zandarimaria…
Vondrona Eoropeanina : Ho tonga amin’ity herinandro ity ny delegasionina iray hanao tombana ny politika ankehitriny
Andrasana eto Madagasikara amin’ity herinandro ity ny delegasiona ny vondrona Eoropeanina. Hijery ny zava-misy eto…
Fanavaozana hoe? Izao no isany:
Atsaharo ny fanararaotam-pahefana, amboary ny ho avy. Tsy hisy fampandrosoana raha tsy misy Fanjakana itokisana…
Fitantanam-pitondrana : Madagasikara sy Syrie no mitovy
Ankehitriny dia mitaky fifanarahana politika ilay antsoina hoe « accord politique » ny antoko politika maro eto…
Mpomba ny fitondrana : Miady an-trano sahady ny lohandohany
Misy manipy hoditr’akondro ny fitondrana Tetezina ity. Lasa mifanilikilika sy mifanipaka anatiny amin’izao fotoana izao…
CIRGN : Tsy namanao izahay …
Miandrandra fatratra ny ho naman’ny vahoaka ianareo ry zandary. Izahay ihany koa mba te ho…
Vaovao
Fahefana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC : Miteraka korontana ny fanesorana ny filohany…
Mari-boninahitra: Zarazaraina fotsiny?
Mampametra-panontaniana ny fanomezana ireny mari-boninahitra ireny. Olona nandroba firenena sy lehiben’ny kolikoly tahaka an’i Mamy…
Général Richard Ravalomanana sy ny minisitra Marie Michelle Sahondramalala : Nampidirina am-ponja vonjimaika ny alatsinainy 19 janoary 2026
Ny jeneraly Baomba na ny Jeneraly kintana efatra Richard Ravalomanana avy ao amin’ny zandary sady…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



