Gazetin’ny nosy
Ny adin’ny samy Malagasy, ny hafa no mandray tombony.
Miverina indray ny resaka “fisaraham-bazana” hoe “Merina sy Côtier” eny amin’ny tambajotra sosialy, eny amin’ny…
Tetibola fanitsiana… sa tetibola miafina ?
Milaza ny governemanta ankehitriny fa hisy lalàna fanitsiana tetibola sy fivoriana tsy ara-potoana ao amin’ny…
AFFAIRE #PREDATOR , #NATIONALITÉ_FRANÇAISE SY NY FANIMBAN’NY FITONDRANA TEO ALOHA AN’I #LÔLA_RASOAMAHARO
Ny famoronana Dossiers no tena nampiavaka ny fitondrana #Andry_Rajoelina. Lasibatra tamin’izany ny Filoha Tale Jeneraly…
Fitiavan-tanindrazana sy ny 29 Martsa
Aoka ny fitiavan-tanindrazana tsy ho teny fotsiny, fa ho asa sy fanapahan-kevitra hendry sy marina…
“Refondation “ : raha hibanjina ny ho avy dia tsara ny mahafantatra ny marina
Aoka isika sahy hijery ny lalana nodiavin’ny toekarentsika, mba hananganana fahaleovantena maharitra. Amin’izao fotoana iresahana…
Governemanta faharoa ny fanavaozana : Afaka efa-bolana dia hosoloina indray raha ela indrindra
Omaly alarobia faha 25 martsa 2026 no tafatsangana ny governemanta izay tarihin’ny Praiministra vaovao Rajaonarison…
Amin’izao fotoanan’ny “Refondation” izao, inona no safidintsika maha-Malagasy antsika?
Fahaleovan-tena sa fiankinana amin’ny hafa? Fisainana manokana sa fanarahana ny hafa? Fahaiza-mandinika sa fitadiavana fanamarinana…
“ Fonds Souverain Malagasy “: Mila fisehoan’ny tena fahamarinana marina sy fijoroan’ny fitsarana ny Malagasy.
Eto Madagasikara, manan-danja ny ariary tsirairay. Ny sekoly tsy vita, ny hopitaly tsy ampy fitaovana,…
Governemanta Rajaonarison Mamitiana : Aza mamita- bahoaka fa izay hahavitana ny fihaonambem-pirenena atao
Rehefa tafatsangana ny governemanta vaovao izay hiaraka amin’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana dia aoka tsy hilaza…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »


