Gazetin’ny nosy
Mpanjaka sy ny Ray aman-dreny : Dia mbola hatao fitaovana politika foana
Ny mpanjaka, ny anakandriana, ny Tangalamena, ny sojabe ary ireo olobe mpitondra sy mitazona ny…
Andry Rajoelina : Manao tsipakin’ny miala aina
Araka ny vaovao miala avy amin’ny tandapa ao Iavoloha sy Ambohitsorohitra dia mitady izay fomba…
Fampidirana miaramila 4 000 : Hanofana dahalo ny fanjakana
Hoan’ny tantsaha manerana ny nosy dia matahotra sy tezitra avy hatrany izy ireo raha vao…
Tambin-karama tsy voaloa lavareny : Minisitra tsy ampy traikefa
Vary mangatsiaka tsy mety foana , ary tsy ahitan’ny minisitra mpiahy izay mifandimby ny vahaolana…
Fampidirana miaramila 4 000 : Zana-dambo andiany faharoa no mitranga
Araka ny fambarana nataon’ny etamazaoro ny Tafika Malagasy izay nivoaka tamin’ny volana may 2023 ity…
Brigitte Razaka : Avoahy ny porofo taratasim-bola
Hatreto dia mampilahatra ny tenany amin’ny mpisoloky i Brigitte Razaka nanomboka ny 25 martsa 2023…
Fifidianana : Tsy azo idifiana ny korontana
Hery roa lehibe no miady amin’izao fotoana izao eto Madagasikara. Ny iray dia ny mpomba…
Sazin-dRaissa Razaivola : Asa an-terivozona fito taona
Herin-taona sy efa-bolana aty aoriana vao nivoaka ny didim-pitsarana momba ny fihampangana an-dRaissa Razaivola. Ny…
Talem-paritry ny serasera Atsinanana : Mialokaloka amin’ny maha Freedom azy
Samy anaty gony iray ny antoko Freedom sy ny antokon’ny fitondram-panjakana Ird , Tgv….Porofon’izany ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »







