Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
12/10/2023

Fitondran’i Andry Rajoelina : Nilaozan’ny Zanahary nametraka azy

Tsy misy hevitra intsony fa tsy maintsy miongana ny fitondran’i Andry Rajoelina sy ny forongony…

Mamy Ravatomanga sy Andry Rajoelina : Avo lenta ny fitsetsefana ny orinasa Jirama
·
10/10/2023

Mamy Ravatomanga sy Andry Rajoelina : Avo lenta ny fitsetsefana ny orinasa Jirama

Fomba mamoehitra ny afitsoky ny mpandraharaha malagasy amin’ny mpiray tanindrazana, dia i Mamy Ravatomanga sy…

·
09/10/2023

Manomboka rahampitso,

Na milamina ny firenena, Na mikorontana ny firenena dia tsy ho afaka hiaina am-pilaminana ny…

·
08/10/2023

Madagasikara dia an’ny Malagasy rehetra fa tsy hoe an’ny vahoakanay na hoe an’ny vahoakanareo.

Aoka izay ilay politika maloton’ny mpanjanatany tamin’ny fotoan’andro, ilay « zarazarao hanjakana » politikan’izao fitondrana…

Fitakiana ny fialan’ny kandidà Rajoelina : Tsy hihemotra ny kandidà 12
·
06/10/2023

Fitakiana ny fialan’ny kandidà Rajoelina : Tsy hihemotra ny kandidà 12

Mihamafy ny ady politika eo amin’ny mpifanandrina roa tonta dia Andry Rajoelina sy ny kandidà…

·
05/10/2023

Raha mora manandino foana ny Malagasy dia tsy hahazo ny anjara masoandrony. Efa miala any ny rivotrin’ny Fanovana marina.

Mijoro, Masahia fa masina ity tany ity mba hazaonao ny anjara masoandronao. Mahatsiaro fangirifirina ny…

·
05/10/2023

Andry Rajoelina : Tsipakin’ny miala aina sisa ka izay voa aza fanina

Ny tantara tsy mba azo hadinoina. Tsy nisy hafa izao sary politika misy amin’izao fotoana…

Miaramila, zandary, polisy : Ampiadian-dRavalomanana
·
04/10/2023

Miaramila, zandary, polisy : Ampiadian-dRavalomanana

Nanivaiva ny Zandarmaria ny kandida Ravalomanana tamin’ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety ny alatsinainy lasa…

Back To Top