Gazetin’ny nosy
Korontana politika eto Tanà : Ahiana tsy ho tanteraka ny fifidianana filoham-pirenena
Mikorontana tanteraka ny raharaham-pirenena nanomboka omaly alatsinainy 2 Oktobra 2023, noho ny fandratrana ny kandidà…
Emmo/nat : Tsy mitovy ny tambin-karama amin’ny famonoana afo
Manomboka mitaraina ireo mpitandro ny filaminana amin’ny famonoana afo izay ataon’ny kandidà 12 izay nitarika…
Vohipeno : Tadiavin’ny vahoaka ny depiote Tsabotokay sy ny zanany
Ny alatsinainy faha 2 Oktobra 2023 dia korontana izay tsy izy no nitranga tany amin’ny…
Fisakanana ny 13 may : Maratra mafy ny kandidà Andry Raobelina
Araka ny efa nolazainay teto ny faran’ny herinandro teo dia hiakatra eny amin’ny kianjan’ny 13…
Vohipeno : May ny tanàna, nifanafika ny polisy sy zandary ary ny vahoaka
Androany alatsinainy 2 Oktobra 2023, dia nisy ady nitranga teo amin’ny mpitandro ny filaminana izay…
MIHAINO, HAJAO ary HAROVY ny zo maha olombelona ny Malagasy mitovy Rà aminao!
Dinio tsara amin’ny saina tsy miangatra iza marina no manakorontana ny fianam-bahoaka? Satria ve vahoaka…
Politika : Hangotraka ny politika amin’ny herinandro
Hiakatra eny Analakely ny kandidà 12 amin’ny alatsinainy. Amin’ny alatsinainy faha 2 Oktobra 2023 izao…
Miaramila britanika : Hanao angaredona eto
Manitsaka ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny miaramila britanika (anglisy) miisa 22 ny 28 septambra 2023…
Kianja ny 13 may : Niakaran’ny kandidà 12
Ny zomà faha 29 Septambra 2023 tolakandro dia nandeha haneho hevitra eny amin’ny kianjan’ny 13…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





