Gazetin’ny nosy
rariny sy hitsiny raha manana ahiahy ny maro mikasika ny fahitana ny zava-misy ankehitriny.
Rariny sy hitsiny raha somary mitavozavoza ny fahitantsika ny fitondrana ilay tena fanovana satria toa…
Mamy Ravatomanga : MITETY CLINIQUE
Mitady hevitra mafy tsy hidirana any am-ponja i Mamy Ravatomanga ka mitety ireo clinique atsy…
Ninie Donia : « CÔTIÈRE » MAINTY!
Ankoatra ny fanapotehana nohon’ny antony ara-politika dia voaporofo izao fa tena misy fanavakavahana ara-bolon-koditra sy…
Naina Andriantsitohaina : MISY DIDY FISAMBORANA
Mahazo hoatrinona? Azo antoka fa miaraka amin’ny vola be i Naina Andriantsitohaina. Porofon’izany ireo milaza…
Lalatiana Ravololomanana : MATSIRO NY VOLA!
Fantatra tsara izao fa hala-bato no nahalany an’i Harilala Ramanantsoa, fantatra tsara izao fa kolikoly…
Raharaha CNAPS NAINA SARIMBAVY!
Lasa naka rivotra hono i Naina Andriantsitohaina hoy ny Me Nicole. Navelany irery tao an-tranony…
Sabir Bealana : nisy naka an-keriny
Araka ny vaovao voaray, androany 12 novambra 2025 tokony ho t@ efatra ora tolakandro, dia…
Raharaham-pirenena : Aiza ho aiza ilay fanovan-drafitra?
Samy valalanina amin’ny raharaham-pirenena ankehitriny ny mpanaraka ny vaovao eroa amin’ny firenena. Tsy henoheno intsony…
Haingo Rakotoniary : NAKA 7 MILIARA TAO AMIN’NY CNAPS
Tsy ny resaka SMGD fotsiny ihany no fandrobana tao amin’ny CNAPS fa indrindra koa ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »




