Gazetin’ny nosy
AMPY IZAY. “Lasa izao tsy mipody koa” ary tsy hiverina intsony.
Leo tanteraka izahay , amin’ity elita vitsivitsy izay mampiasa ny firenena ho amin’ny tombotsoany manokana…
Politika : Tsy voatazon’i Andry Rajoelina intsony ny fitondrana an’i Madagasikara
Na inona na inona fiteny sy kabary ataon’i Andry Nirina Rajoelina sy ny governemanta Ntsay…
Fivoriana manokana eny amin’ny Antenimierampirenena : làlana hivoahana amin’ny krizy sa vesatra ara-politika vaovao ? Ary rahoviana ?
Mihamafy ny toe-draharaha ara-tsosialy sy ara-toekarena. Fotoana maika izao ! Raha miatrika fotoana sarotra iray…
Fanehoan-kevitra hentitra momba ny zava-mitranga , 28 Septambra 2025 – sy vaovao farany (momba an’Atoa Andry Rajoelina , session extraordinaire convoquée par les Députés) )
Miarahaba antsika , Toa nilamina ny androany alahady, « trêve » angamba. Samy niertreritra ny rehetra fa…
Ny Ratsy Mitondra : Fanjakana Mampiasa Korontana ho Paikady
Tsy fahadisoana intsony. Tsy kisendrasendra. Paikady voaomana no ataon’ny fitondrana : manangana korontana, mampahantra vahoaka, mampitondra…
Madagasikara mifoha : ny Gen. Z ho fanilo mitondra vanim-potoana demokratika vaovao
Miaina ao anaty fatorana i Madagasikara. Efa taona maro izay no nanandevozana an’ny firenentsika, notazonin’ny vondron’olona…
Resadresaka ilaina ho an’ny firenena.
Tanora sy Zokiny : raha hampifamenona fa tsy hampifandrafitana ny hevitra dia handroso Madagascar. Marina…
Politika Tapitra ny fisehosehoana ataon’i Rajoelina
Vita ny fivorian’ny Sadec teto Madagasikara ary lasa filohan’i zany i Andry Rajoelina izay filohampirenena…
Fanjakana Rajoelina : Tsy mety afa-doza hatrany amboalohany
Tsy mety afa-doza mihitsy ity fitondrana entin’ny filohampirenena Andry Nirina Rajoelina ity. Hatramin’ny fitondrana tetezamita…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »


