Gazetin’ny nosy
Ry Malagasy voky lainga : Mbola hanaiky rebirebena ihany ve ?
Tadidio ry Malagasy, efa tamin’ny 2018 ianao no nandaingàna fa 3 volana dia hilamina io…
Ry Malagasy : Aza aloha ny Fakitiora Jirama !
Aoka izay ny fanararaotana ny fahatsoran’ny Malagasy. Miakatra isanandro ny vidin’ny Jiro sy Rano izay…
Fifidianana ben’ny tanàna Mahazo fandrahonana ireo tsy kandidà mpanjakana
Marobe ny fitaraina amin’izao fotoana izao fa rahonan’ny depiote sy ny mpomba ny fitondrana ankehitriny…
Hôtel de ville Analakely : Nambenan’ny foloalindahy ny Emmo /nat aman-jatony indray
Gaga daholo ny olona izay nandalo tao Analakely androany alarobia faha 11 Septambra 2024. Feno…
Fitondrana Rajoelina : Maty ilay « Madagasikara tsy maintsy mandroso »
Valo volana izay no nanombohan’ny ‘ny mandà vaovao mandritry ny dimy taona ity fitondrana ity…
Volam-panjakana : Sepotra ny fanjakan-dRajoelina
Tsy afaka mandoa ny vola hafa ankoatran’ny karaman’ny mpiasam-panjakana intsony ny fitondrana Andry Rajoelina sy…
CIRGN : Môla môla tia ho « influenceur »
Niova tanteraka ny asan’ny CIRGN na ny borigadin’ny zandarimaria, indrindra fa ny ao Analamanga ao…
NAOTY NAVOAKAN’NY MTEFoP : Tsy voatery mandeha ho azy intsony ny fanavaozana ny fifanarahana arak’asa eny amin’ny asam-panjakana
Hitombo isa indray ny tsy an’asa. Fandroahana mivantana fa efa tsy an-kolaka intsony no ataon’ny…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





