Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
19/01/2026

Tsy maty manota : Any Paris i Naina Andriatsitohaina

Any Paris renivohitry ny fanjakana Frantsay i Naina Andriatsitohaina izay karohin’ny fitondrana Fanavaozana ankehitriny. Araka…

·
12/01/2026

Tandremo: Raha malemy ny Fanjakana, fehezin’olona. Raha matanjaka ny Fanjakana, hajaina.

Tandremo! Tandremo! Tandremo! Miova izao tontolo izao, ka tsy maintsy miova koa isika. Miova ny…

Jeneraly Lylyson : « Tsy misy fifampiraharahana azo atao amin’ny fandrobàna tanindrazana »
·
11/01/2026

Jeneraly Lylyson : « Tsy misy fifampiraharahana azo atao amin’ny fandrobàna tanindrazana »

Manana andraikitra amin’ny fiarovana ny Fiandrianam-pirenena ny ministeran’ny Fanajariana ny Tany, indrindra ny mikasika ireo…

Alaotra sompitr’i Madagasikara ? Ambom-po sisa
·
08/01/2026

Alaotra sompitr’i Madagasikara ? Ambom-po sisa

Tamin’ny andro taloha, raha vao tononina ny anarana hoe « Alaotra », dia ny fahavokarana…

·
05/01/2026

Taona vaovao, fanorenana vaovao : ny Fanabeazana ho fototry ny fanovàna.

Fanabeazana ihany, fanabeazana hatrany ! Miditra amin’ny fotoan-dehibe i Madagasikara, fotoanan’ny fanorenana indray ny Firenena…

·
13/12/2025

Fo mivavaka, saina mazava: izay ihany no làlan’ny fandrosoana

Raha tena maniry ny hiroso amin’ny tsara isika, dia mila fo mivavaka, fa indrindra mila saina…

·
09/12/2025

Notsongaina tao amin’ny pejin’I Siteny RANDRIANASOLONIAIKO FANAMBARAN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA

Manoloana ny taratasy nalefan’ny Minisitry ny Angovo sy ny Hydrocarbures, mikasika ny fangatahana hanokafana enquête…

·
06/12/2025

Fihaonambem-pirenena Hevitra « 32 millions  » no misy ankehitriny

Mihazakazaka izay tsy izy ny fikambanana sy olona tsotra mitondra ny heviny mahakasika ny antsoina…

Back To Top