Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
19/11/2025

Mamy Ravatomanga NOGIAZANA AVOKOA NY FANANANY

Nogiazan’ny Fitsarana avokoa ny kaonty rehetra amin’ny banky sy ny fananan’i Mamy Ravatomanga eto Magadasikara,…

·
19/11/2025

Rinah Rakotomanga Tandremo! Mamindra ny haromotana

Tokony hanantona ny Institut Pasteur haingana ireo mpitandro ny filaminana nokakerin’i Rinah Rakotomanga. Mamindra ary…

·
18/11/2025

Raharaham-pirenena Samy nandrirotra ny teny hoe fanovana rafitra amin’ny fahatakarany azy ny malagasy.

Nandritra ny tafa sy dinika nifanaovany tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny RNM sy ny Real…

·
18/11/2025

Naina Andriatsitohaina sy Rinah Rakotomanga Nanao tsy ho tratrin’ny aloka ka any am-ponja no niafarany

Hoy Naina Andriatsitohaina raha toa nampigadra ny tale jeneraly ny orinasa mpanao gazety izy tamin’ny…

·
17/11/2025

Fitondrana TGV NIHAIKY FA NAMOTIKA AN’I LOLA RASOAMAHARO

Nihaiky ny heloka vitany ny fitondrana TGV ary ny filohan’izany fitondrana izany, Andry Rajoelina mihitsy…

Brigitte Razaka AMBODIA MITAFY HODI-JANAKONDRY
·
17/11/2025

Brigitte Razaka AMBODIA MITAFY HODI-JANAKONDRY

Ity Brigitte Razaka ity no nampiasain’ny fitondrana Rajoelina, namotehana an’i Lola Rasoamaharo. Ambodia mitafy hodi-janakondry,…

Rinah Rakotomanga : NIFARANA NY DIA
·
15/11/2025

Rinah Rakotomanga : NIFARANA NY DIA

« Vovon’alika, tsy hery fa tahotra », hoy ny Ntaolo. Novakiana fotsiny ireny fihetsiketsehana be nataon’i Rinah…

Hajo Andrianainarivelo mpamadika palitao
·
15/11/2025

Hajo Andrianainarivelo mpamadika palitao

Nampiaiky ny maro ny fahaizan’i Norbert Lala Ratsirahonana namadibadika palitao nandritra ny fitondràna izay nifanesy…

·
15/11/2025

Fitondrana tetezamita amin’ny fanovana : Miady hitovy fahefana ny colonel dimy mirahalahy mpitarika ao amin’ny Capsat

Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny fa miady hitovy fahefana amin’ny colonel Michael Randrianirina filohan’ny…

Back To Top