Gazetin’ny nosy
Maître Nicole : NIALA NY SARON-TAVA
Nicole Andrianarivoson no mpisolovava an’i Naina Andriantsitohaina, mazava ho azy fa mpiaro ny SMGD ihany…
Aoka ny fanampiana ho lasa hery hanova, fa tsy hanampy fotsiny ho tafavoaka amin’ny fahasahiranana
“Tsy ny fanampiana no mahatonga ho matanjaka, fa ny fomba ampiasana azy.” My Toe-javatra misy…
Fanavaozana : Lasa ady seza no mahazo vahana ankehitriny
Raha mandeha any amin’ny ministera rehetra dia mahita olona maro mitady seza. Ahitana fikambanana isan-karazany…
Hajo Andrianainarivelo TANAN-DRAVATO SY NAINA
Famatsiam-bola avy amin’i Naina Andriantsitohaina sy Mamy Ravatomanga no azon’i Hajo Andrianainarivelo nandritra ny Hetsika…
Mamy Ravatomanga : MPILALAO SARIMIHETSIKA
Nofehezin’i Mamy Ravatomanga avokoa ny sehatra rehetra teto Madagasikara: Fahasalamana, Fitaterana, Asa Vaventy, harena an-kibon’ny…
Apollo 21 : RAVATO-NAINA-FLORENCE-ROMY
Nisafidy hijanona an-tanindrazana i Paul Maillot, manamboninahitra frantsay tratran’ny vela-pandrika tamin’ny raharaha Apollo 21. Olona…
Raharaham-pirenena : Misy manao izay tsy hampahomby ny fanavaozana
Na inona na inona no fahaizana sy fahendrena ary fitiava-tanindrazana ananan’ny mpitondra izao fitondrana tetezamita…
Miarahaba sady Mirary soa indrindra. Io misy lahatsoratra mba havoay Misaotra mialoha sady mankasitra.
*Ny Asa ihany no Fanalahidin’ny Fanarenana an’i Madagasikara”* Ry Malagasy havana , mpiray Tanindrazana Aza…
Fanjakana tetezamita : Tsy mazava ny mason-tsivana hitsarana ireo minisitrin’ny fanavaozana
Tsy mazava ny mason-tsivana hitsarana ireo minisitra hoan’ny fanavaozana ireo ao anatin’ny roa volana izay…
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »



