Skip to content
Le Journal de l'île Rouge

Gazetin’ny nosy

·
02/12/2025

Mamy Ravatomanga Nogadrain’ny fitsarana Maorisiana ny mpanao kolikoly sy mpamotsy vola maloto Malagasy

Soa ihany fa nisy ny fitondrana tetezamita ary fanavaozana eto Madagasikara ka nahazoana nisambotra olona…

·
01/12/2025

Governoran’ny faritra Miady toerana ny GenZ

Filaharana tsy misy toa izany no nitranga androany alakamisy faha 27 Novambra 2025 tetsy amin’ny…

·
28/11/2025

Ady amin’ny Kolikoly Tsy miasa araka ny tokony ho izy avokoa ireo rafi-panjakana miady amin’ny kolikoly

Ny inspecteur d’Etat, ny inspecteur de douane, ny inspecteur de finance dia tsy miasa araka…

·
25/11/2025

Governemanta ny faritra Milaza azy ho mpitolona avokoa izao forokontan’olona rehetra izao

Araka ny fanampahan-kevitra noraisina ny filankevitry ny minisitra efa ho iray volana izay dia naato…

·
25/11/2025

HCJ: Ravao fa tsy misy ilana azy

Tamin’ny taona 2018 no nanomboka niasa ny HCJ na ny Fitsarana Avo. Hatramin’izay ka hatramin’izao…

·
24/11/2025

Ny marina tsy mba maty : Fotoana hanadiovana sy hanarenana ny Firenena izao

Tsy ho tafavoaka anaty faribolana i Madagasikara raha tsy tapahana ny kolikoly sy ny tsimatimanota…

·
20/11/2025

Ny marina tsy mba maty : Fotoana hanadiovana sy hanarenana ny Firenena izao

Tsy ho tafavoaka anaty faribolana i Madagasikara raha tsy tapahana ny kolikoly sy ny tsimatimanota…

·
20/11/2025

Fitondrana tetezamita ny fanavaozana Tsy fitsapan-kevi-bahoaka no ilan’ny malagasy sa fifidianana lalampanorenana

Teo anatrehan’ny fanambaran’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo androany talata faha 18 Novambra 2025 teny amin’ny antenimieram-pirenena…

Back To Top